Talata 11 Aprily 2023
ISAIA 52.7-12 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo 1-Ambaran’ny mpitondra teny soa mahafaly « Akory ny hatsaran‘ny tongotr’iry mitondra teny soa mahafaly ery…..
ISAIA 52.7-12 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo 1-Ambaran’ny mpitondra teny soa mahafaly « Akory ny hatsaran‘ny tongotr’iry mitondra teny soa mahafaly ery…..
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. » (Ohabolana 20:18) Source
Lundi 10 Avril 2023 Christ est mort pour nos péchés, selon les Écritures ; il a été enseveli, et il a été ressuscité le troisième jour, selon les Écritures. 1 Corinthiens 15. 3, 4 Après qu’il eut souffert, il [ Jésus ] leur apparut vivant, et leur en donna plusieurs preuves, se montrant…
Hazakazaka masina rodobe 2023 …Fifaninanana ara-panatanjahantena…fisarihana isam-bondrona eo amin’ny taranja Football, Basketball, Volley-ball,Petanque Source
FILIPIANA 3.1-11 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo Ny tena lalina tao amin’i Paoly dia ny hahalala an’i Kristy Jesoa bebe kokoa…..
PASKA 2023 “Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” Fanompoampivavahana notanterahina tao amin’ny FJKM Ambatomaro Fehizoro SPAA12 Alahady 09 Aprily 2023 · Source
“Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo” HAFATRA PASKA 2023 Dr. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM · Source
LIOKA 24.1-12. Anisan’ny fahamarinana fototra ao amin’ny Filazantsara ny nitsanganan’ny Tompo tamin’ny maty . Noho ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo dia…..
Samedi 8 Avril 2023 Dieu a tant aimé le monde qu’il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu’il ait la vie éternelle. Jean 3. 16 Le Fils de Dieu… m’a aimé et… s’est livré lui-même pour moi. Galates 2. 20 Témoignage d’un médecin Sir James Young…
Vendredi 7 Avril 2023 L’un des malfaiteurs crucifié l’injuriaient, disant : N’est-tu pas le Christ ? Sauve-toi toi-même, et sauve-nous ! Luc 23. 39 Sauve-toi toi-même Jésus est crucifié, la foule l’entoure, l’insulte. Les passants se moquent : “Toi qui détruit le temple, et qui le rebâtit en…