Alatsinainy 19 Jona 2023
LIOKA 4.14-22 Fanahin’iJehovah no ao Aminy 1-Hanafaka antsika Jesoa tenany no efa nambaran’ny Soratra Masina izay novakiany eto ka nitenenany…..
LIOKA 4.14-22 Fanahin’iJehovah no ao Aminy 1-Hanafaka antsika Jesoa tenany no efa nambaran’ny Soratra Masina izay novakiany eto ka nitenenany…..
Dimanche 18 Juin 2023 Voici comment Dieu a trouvé son amour pour nous : le Christ est mort pour nous, et pourtant, nous étions encore pécheur. Romains 5. 8 Version Parole de Vie Bonne nouvelle, mauvaise nouvelle Le mot “évangile” signifie : “bonne nouvelle”. Y a-t-il une meilleur nouvelle que…
Ny olon’afaka ao amin’ny Tompo 1 Petera 2. 11 – 16 1- Tsy voagejan’ny filàn’ny nofo (and.11)Miady amin’ny fanahy ny…..
Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady 18 Jona 2023 FJKM Masinandriana SPAA12 Source
Mofonaina 17 Jona 2023: Isa 49⁸-¹³ Jehovah Tompon’ny maro IZAY nivarotra ihany no hany manana ny sanda hahazoana manavotra na mividy izay namidiny. IZY no nandefa ny olony ho babo, IZY no hany afaka mamerina. Eto dia IZY no manangana Mpanavotra sy manavao ny tontolo iainana. 1-Jehovah manangana Mpanavotra. Tena milaza ny amin’ny mpanompon’i Jehovah […]
Samedi 17 Juin 2023 Dieu lui-même a dit : Je ne te délaisserai pas et je ne t’abandonnerai pas. C’est donc avec assurance que nous pouvons dire : Le Seigneur est mon secours, je n’aurai peur de rien. Que peut me faire un homme ? Hébreux 13. 5, 6 Version Segond 21 Connaître pour se confier Une…
ISAIA 49.8-13 Raha ny Tompo no manafaka dia… 1-Mihaino Izy ka mamonjy Ao anaty fahoriana ny olona no miantso sy…..
Vendredi 16 Juin 2023 Après avoir reconnu mes fautes… je suis honteux et confus, car je porte l’opprobre de ma jeunesse. Jérémie 31. 19 Quiconque croit en lui ( Dieu ) ne sera point confus. Romains 10. 11 Honte et confusion Dans mon enfance, il m’est arrivé bien des fois d’être honteux et…
SALAMO 66.8-12 Iorenan’ny fahafahana ny Tompo 1-Manandratra antsika ny Tompo (and10) Ny volamena tiana hadio sy ho miavaka no tsy…..
Mihavàna amin’Andriamanitra anie ianareo. (2 Korintiana 5:20b) Source