Mofonaina 6 Sept 2023: Mar 5¹⁸-²⁰ Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesoa, …
Mofonaina 6 Sept 2023: Mar 5¹⁸-²⁰ Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesoa, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy. Nefa tsy navelan’i Jesoa izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin’ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon’ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao. Dia nandeha izy ka […]

