Mofonaina 21 Jona 2023: Asa 28¹-¹⁰ Ny dian’i Paoly Apostoly hotsaraina any Roma …
Mofonaina 21 Jona 2023: Asa 28¹-¹⁰ Ny dian’i Paoly Apostoly hotsaraina any Roma no hita eto amin’ny tokoa.27-28, ka vakio manontolo. Fitaovana eo ampelatànan’ny Tsitoha izy, ka na mihatra aza ny loza maro dia mijoro hatrany. Inona izany loza izany, ary inona no nijoroany? 1-ireo loza maro. Indroa nafindra sambo izy ireo: an’i kapiteny Jolio, […]
