Alakamisy 05 Janoary 2023
SALAMO 51.1-19 Ny lalan’ny fibebahana marina Izay rehetra maniry hanana fiainam-baovao ao amin’i Kristy dia aoka samy haka lesona avy…..
SALAMO 51.1-19 Ny lalan’ny fibebahana marina Izay rehetra maniry hanana fiainam-baovao ao amin’i Kristy dia aoka samy haka lesona avy…..
FJKM ALATSINAINY BAKARO / SPAIM : NANDEFA MISIONERA NAMAKY LAY TANY BELINDO-BEKILY Ho fanatanterahana ny vinantsika FJKM hoe:”Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara !” sy ny fikasana hanorina FJKM any amin’ny kaomina tsy mbola misy azy dia indro fa nandeha namaky lay tany Belindo-Bekily (Toliara) ny misionera valo mianadahy tao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy […]
Mercredi 4 Janvier 2023 Les gardes répondirent (en parlant de Jésus) : Jamais personne n’a parlé comme cet homme. Jean 7. 46 Vivez dans l’amour en suivant l’exemple de Christ, qui nous a aimés et qui s’est donné lui-même pour nous. Éphésiens 5. 2 L’évangile sur une île déserte Un…
Mardi 3 Janvier 2023 La parole de Dieu est vivante et efficace, plus tranchante qu’une épée quelconque à deux tranchants, pénétrante jusqu’à partager âme et esprit, jointures et moelles ; elle juge les sentiments et les pensées du coeur. Hébreux 4. 12 La valeur de la Bible Pendant des…
Lundi 2 Janvier 2023 Allez par tout le monde, et prêchez la bonne nouvelle à toute la création. Marc 16. 15 La foi vient de ce qu’on entend, et ce qu’on entend vient de la parole de Dieu. Romains 10. 17 Les auteurs de ce calendrier Vous faites partie des milliers de lecteurs journaliers de ces…
APOKALYPSY21.1-8 Ny toetoetry ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao Ny Soratra Masina dia milaza amintsika fa handalo fanavaozan’Andriamanitra ny…..
Dimanche 1 Janvier 2023 Nous avons connu l’amour que Dieu a pour nous. 1 Jean 4. 16 Seigneur, à qui irions-nous ? Tu as les paroles de la vie éternelle. Jean 6. 68 Jésus répond à toutes mes attentes L’évangile, c’est l’annonce de bonnes nouvelles. En voici quelques-unes : Á ceux qui…
FANOMPOAMPIVAVAHANA TAOM-BAOVAO 2023 “Mpahary izao rehetra izao ny Tompo” Alahady 01 Janoary 2023 FJKM Anosizato Hebrona SPAA10 · Source [ FANOMPOAMPIVAVAHANA TAOM-BAOVAO 2023 “Mpahary izao rehetra izao ny Tompo” Ala…
GENESISY 2.4-17 Noharian’Andriamanitra ny olombelona Andriamanitra dia mampiseho ny fitiavany antsika ,ka nohariany isika mba : 1-Hanam-pifandraisana Aminy (and7) Ambaran’ny Soratra…..