arsiva

301310 of 323 items

Alatsinainy 7 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Genesisy 32. 25-31

Ny olona miatrika ady

1. Havaozin’Andriamanitra

<< Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin’Andriamanitra…. » (And.29)

I Jakoba ilay sady mpandova ny teny fampan…

Zoma 4 Oktobra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 9.9-17 Jesoa Kristy miombona amin’ny olona 1. Mikendry famonjena azy «Ary raha nahare izany Jesoa, dia nanao hoe: Tsy…..

Alahady 29 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 15.21-28 Ny finoan’ilay vehivavy Kananita 1- Nahery nangataka Vehivavy iray no voalaza eto, izay nanan-janaka narary nampahorian’ny demonia. Hoy…..

Sabotsy 28 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Jakoba 1.1-4 Ny olona miorina amin’ny finoana, Antsoina hoe Epistily katolika ity epistily nosoratan’i Jakoba ity satria nosoratana ho an’ireo…..

Alakamisy 26 Septambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

2Timoty 3. 14-17 Izay miorina amin’ny finoana dia: 1- Hiraiki-po amin’ny Soratra Masina Tsiahivin’i Paoly amin’izao Tenin’Andriamanitra izao ny anjara…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro