Marka 16: 15 – Te hahita ny voninahitr'Andriamanitra ve ianao?
Eo amin’izay toerana misy an’i Jesoa no misy ny voninahitr’Andriamanitra. Source
Eo amin’izay toerana misy an’i Jesoa no misy ny voninahitr’Andriamanitra. Source
Zaraina am-pifaliana ho anao ny ampahany tamin’ny fitoriana filazantsarana izay natao tao Paris tamin’ny 04 Novambra 2023 … Source
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy latsaka ao amin’ny tany ny voambary ka maty, dia mitoetra foana izy; fa raha … Source
Source
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin’Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin’ny Jiosy aloha, dia vao … Source
Kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko. (Apokalypsy 2:25) Source
https://www.facebook.com/ZokyLiana https://www.facebook.com/McDani.MCD. Source
Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? » (Jeremia 32:27) Source
Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan’ny Apostoly 16:31) Source
Raha mangataka zavatra amiko amin’ny anarako ianareo, dia hataoko izany. (Jaona 14:14) Source