Marka 16: 15- Inona no tanjonao ho an’ny zanakao?
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. » (Ohabolana 22:6) Source
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. » (Ohabolana 22:6) Source
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo … Source
RAHA MBOLA IZY NO ANDRIAMANITRA, AZA MATAHOTRA. Source
Source
Fa isika tsy mitolona amin’ny nofo aman-drà, fa amin’ny fanapahana sy amin’ny fanjakana sy amin’ny mpanjakan’izao … Source
Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. » (Jaona 16:33) Source
Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary! (Genesisy 24:33) Source
NY VAVAKA MANOVA ZAVATRA. Source
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo. (Genesisy … Source
FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon’i Jehovah. » (Salamo 122:1) Source