Fitsipika dimin’ny mpiasa mahatoky – FJKM
Fitsipika dimin’ny mpiasa mahatoky Mofonaina anio: Alarobia, faha 19 Aogositra 2026 Sal.23:1-6 / Hira 12.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 340 Salamo 101,1 – 8 1 [Fikasan’ny mpanjaka ny amin’ny hitondrany marina ny fanjakany] Salamo nataon’i Davida. Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Hianao, Jehovah ô, no hoderaiko. 2 Hitandrina ny lalana marina […]