Ny irak’Andriamanitra – FJKM
Ny irak’Andriamanitra Mofonaina anio: Alakamisy, faha 23 Jolay 2026 Salamo 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / vavaka / Hira FF 33 Lioka 10,25 – 37 25 Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an’i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay? 26 Ary hoy Izy […]
