I Kristy – FJKM
I Kristy Mofonaina anio: Alakamisy, faha 11 Jona 2026 Sal 89.1-4/Hira 164: 1/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 164: 2, 3 Hebreo 3,1 – 6 1 [Fampitahana an’i Kristy sy Mosesy] Koa amin’izany, ry rahalahy masina, mpiombona ny fiantsoana avy any an-danitra, hevero ny Apostoly sy Mpisoronabe Izay ekentsika, dia Jesosy, 2 Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an’i […]
