Jesoa mpanavotra ny mino – FJKM
Jesoa mpanavotra ny mino Mofonaina anio: Alahady, faha 05 Aprily 2026 Sal 146 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543 Joba 19,23 – 27 23 Enga anie ka ho voasoratra ny teniko! Enga anie ka ho voatomboka eo amin’ny boky ireny! 24 Enga anie ka ho voasoratra amin’ny vy fanoratana […]