Tompon’ny aina Andriamanitra – FJKM
Tompon’ny aina Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 10 Aprily 2026 Sal 9,1-6 / Hira 233 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 638 Deoteronomia 19,1 – 3 1 [Ny amin’ny tanàna handosiran’izay mahafaty olona tsy nahy] Rehefa aringan’i Jehovah Andriamanitrao ny firenen-tsamy hafa, izay tompon’ny tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ary mandresy azy ianao […]
