Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo
Mitarika ho amin’ny fandinihan-tena ny Tompo Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 23 Martsa 2026 Sal. 25, 7-6 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334 Marka 10,35 – 45 35 Ary Jakoba sy Jaona, zanak’i Zebedio, nanatona an’i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao. […]
