Mibanjina ny mandrakizay ny mino
Mibanjina ny mandrakizay ny mino Mofonaina anio: Alakamisy, faha 26 Febroary 2026 Sal 111,1-9 / Hira 36:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.47 Jaona 6,22 – 28 22 Nony ampitson’iny ny vahoaka izay nijanona teny am-pitan’ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba […]
