Marka 16: 15 – Ahoana no hamantarako ny fanomezam-pahasoavana nomen’Andriamanitra ahy?
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa. (1 Korintiana 12:7) Source
Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana ny Fanahy hahasoa. (1 Korintiana 12:7) Source
Sal 51. 1-12/Hira 351: 1/Mofonaina/Vavaka Hosea 14. 2-4 Antso ho amin’ny fibebahana 1. Ry Isiraely ô, miverena Mifantoka kokoa amin’ny…..
Sal 93.1-5 / Hira 167:1 / Mofonaina / Hira 415: 1 Lioka 24. 44-53 Alohan’ny nialan’i Jesoa teo amin’ny mpanara-dia…..
2 Petera 3.5-10 Sal 95. 1-5/Hira 351: 1/ Vavaka/ Hira 351:2 Miantso ho amin’ny fibebahana ny Tompo 1. Tsy tiany…..
2 Timoty 2. 19-21 Sal 100. 1-5/ Hira 171: 1/ Vavaka/ Hira 295:1 Miantso ho amin’ny fibebahana ny Tompo. Manoloana…..
Aza malahelo ny fonareo; minoa an’Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. » (Jaona 14:1) Source
Marka 4. 10-20 Salamo 98. 1-3 – FFPM 549 – Vavaka – FFPM 357 Ny fomba handovana fanjakan’Andriamanitra 1. Ampahafantarina…..
2 Mpanjaka 17.6-13 Saiamo 67. 3-7-FF 26- Vavaka – FFPM 52 Andriamanitra mitsara ny olona 1, Rehefa manadino ny fitondrany…..
Asan’ny Apostoly 5. 29 – 32 Salamo 105. 1-4 – FF13 – Vavaka – FFPM 308 Ny olona mijoro ho…..
AOKA MBA TSY HISY INTSONY KRISTIANA HANOMPO SAMPY. Source