Marka 16 : 15 – Bevohoka mialoha ny mariazy – Aoka izay !!! Arovy ny zanakao
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. (Ohabolana 22:6) Source
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. (Ohabolana 22:6) Source
Matio 4. 12-17 Salamo 138. 1-3 FF7 Favela – FFPM 4 Jesos Kristy tonga eo amin’ny olona 1. Te-hamonjy ny…..
Asan’ny Apostoly 26. 19-23 Salamo 121-FFPM 167-Vavaka – FFPM 164 Ny olona mandre ny antson’ Andriamanitra 1. Malalaka amin’ny safidiny…..
2 Korintiana 7.5-12 Salamo 34. 1-3-FFPM 21-Vavaka – FFPM 354 Fandrenesana ny filazantsara 1. Miteraka alahelo ho an’ny hafa «…..
“Ary Izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra … Source
Matio 3.7-12 Salamo 100. 1-5-FFPM8-Vavaka – FFPM 358 Ny toetran’ny olona efa nibebaka 1. Mitoky amin’ny finoany « ary aza…..
Ezekiela 18.27-32 Salamo 112. 1-4-FFPM 14-Vavaka-FFPM 437 Andriamanitra mitaona ny olona hiverina Aminy 1. Mitsara azy araka ny asany «…..
Ezekiela 14.1-8 Salamo 99.1-5-FFPM 16-Vavaka – FFPM 409 Ny Andriamanitra maniraka mpaminany 1. Mitsara ny manompo sampy «… Izaho Jehovah…..
Ohabolana 1. 20-23 Salama 119. 171-176- FF 11-Vavaka-FFPM 452 Ny fahendrena 1. Miantso ny adala (And. 22) Ny fahendrena eto…..
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source