Talata 24 Janoary 2023
MPITORITENY 12.1-7 Araraoty ny fotoana omen’Andriamanitra Fampianarana goavana asongadin’ny mpitoriteny ny hoe : zava-poana sy mandalo ny zava-drehetra; araka izany…..
MPITORITENY 12.1-7 Araraoty ny fotoana omen’Andriamanitra Fampianarana goavana asongadin’ny mpitoriteny ny hoe : zava-poana sy mandalo ny zava-drehetra; araka izany…..
Lundi 23 Janvier 2023 ( Jésus dit à ses disciples ) : Voyez mes mains et mes pieds, c’est bien moi ; touchez-moi et voyez : un esprit n’a ni chair ni os, comme vous voyez que j’ai. Luc 24. 39 Puis il dit à Thomas : Avance ici ton doigt, et regarde mes mains ; Avance aussi ta main, et mets-la…
ISAIA 64.7-11 Ny asan’Andriamanitra eo amin’ny olona 1-Manefy sy mamolavola Ao anatin’ny fiaiken-keloka nataon’ireto vahoaka Jiosy no hahatsiarovan’izy ireo fa…..
FJKM AMBOHIMANDROSO FIORENANA ITAOSY FANOKAFANA NY FAHA-200 TAONAN’NY FIANGONANA Mpitarika: Mpitandrina Tiburce SOAVINARIVO Mitory ny teny: Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM Source [FJKM AMBOHIMANDROSO FIORENANA ITAOSY FANOKAFANA NY FAHA-200 TAONAN’NY FIANGONAN…
Dimanche 22 Janvier 2023 Au commencement était la Parole, et la Parole était avec Dieu, et la Parole était Dieu… Et la parole a été faite chair ( en Jésus ), et elle à habiter parmi nous. Jean 1. 1, 14 ( Pierre dit à Jésus ) : Tu as les paroles de la vie éternelle. Jean 6. 68 Celui-ci…
JEREMIA 10.6-13 Ny fahalehibiazan’Andriamanitra Nanjary naka tahaka sy te- hanaony fanaon’ny Jentilisa manompo sampy ny Zanak’Israely ka teo anoloan’izany dia…..
Salamo 95.1-11 Ny olona mahatsiaro ny faharian’Andriamanitra 1- Midera sy mihoby Azy Ny fiderana dia tena fiainan’ny olon’Andriamanitra. Fa toe-po…..
Samedi 21 Janvier 2023 Personne n’a jamais vu Dieu ; Le Fils unique, qui est dans le sein du Père, est celui qui l’a fait connaître. Jean 1. 18 Dieu visible en Jésus (1) Dans l’Ancien Testament, Dieu était connu par les croyants, mais demeurait invisible. Il avait dit à Moïse : “Tu ne pourra…
Vendredi 20 Janvier 2023 ( Jésus dit ) : Je vous ai dit cela afin que ma joie demeure en vous et que votre joie soit complète. Jean 15. 11 La joie de l’Éternel sera votre force. Néhémie 8. 10 La joie du croyant Le livre des Actes (ch. 8) rapporte une rencontre inattendue et étonnante ; celle…
MATIO 11.25-27 Andriamanitra no loharanon’ny fahazavan-tsaina Nisy tanàna maro na dia nanehoan’i Jesoa Kristy asa lehibe aza dia tsy tonga…..