Sabotsy 20 Mey 2023
EFESIANA 4.1-10 Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak’Andriamanitra mihitsy ny isian’ny fizarazarana eo amin’ny fiangonana……
EFESIANA 4.1-10 Andriamanitra miasa ny Fanahy masina ka: 1-Mampiray ny fiangonana Tsy sitrak’Andriamanitra mihitsy ny isian’ny fizarazarana eo amin’ny fiangonana……
LALAO HAZAKAZAKA MASINA ….FANDAHARAN-DALAO ASABOTSY 20 MAY 2023 Source
Vendredi 19 Mai 2023 Nos regards n’étant pas fixés sur ce qui se voit, mais sur ce qui ne se voit pas : car les choses qui se voient sont temporaires, mais celles qui ne se voient pas sont éternelles. 2 Corinthiens 4. 18 version Darby Croissez dans la grâce et dans la connaissance de notre…
SALAMO 11.1-7 Eto anivon’izao tontolo izao dia mitombo andro amana alina ny herisetra sy ny tsy rariny , izay miseho…..
Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra … Source
Jeudi 18 Mai 2023 Et moi [Job], je sais que mon rédempteur est vivant, et que, le dernier, il sera debout sur la terre… et de ma chair je verrait Dieu, que je verrai, moi, pour moi-même ; et mes yeux le verront, et non un autre. Job 19. 25-27 Version Darby Dans la flamme L’Ange de l’Éternel…
Andro Niakarana Fanompoampivavahana FJKM “Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina” Alakamisy 18 Mey 2023 FJKM Zoara Famonjena Ambohipo SPAA12 Source
Fiangaviana: Simba ny téléphone-ko. Voafafa avokoa ny Zavatta tao anatiny. MBA omeo ny numéro téléphone-nao miaraka amin’ny anaranao aho, azafady indrindra raha sitrakao. Misaotra Source
MARKA 16.19-20 Nakarina ho any an-danitra i Jesoa Kristy 1-Satria vita ny famonjena Asehon’ity andinin-tsoratra masina eto ity fa tena…..
Mercredi 17 Mai 2023 (Jésus a dit) : Combien de fois j’ai voulu rassembler tes enfants, comme une poule rassemble ses poussins sous ses ailes, et vous ne l’avez pas voulu ! Matthieu 23. 37 Version Segond 21 Combien ta bonté est précieuse, ô Dieu ! Á l’ombre de tes ailes les hommes cherchent un…