Alatsinainy 21 Novambra 2022.
Marka 13.28-37 Ny atao mandra-piavin’ny Tompo : 1.Mailo (and.28) Asain’I Jesoa mailo tsara eto ireo mpianany satria tampoka ny fahatongavany eny…..
Marka 13.28-37 Ny atao mandra-piavin’ny Tompo : 1.Mailo (and.28) Asain’I Jesoa mailo tsara eto ireo mpianany satria tampoka ny fahatongavany eny…..
Dimanche 20 Novembre 2022 Jésus tressaillit de joie par le Saint-Esprit, et il dit : Je te loue, Père, Seigneur du ciel et de la terre, de ce que tu as caché ces choses aux sages et aux intelligents, et de ce que tu les as révélées aux enfants. Luc 10. 21 Trop compliquée, la Bible ? (1)…
DEOTERONOMIA 33.26-29 NY FAHASAMBARAN’NY OLON’ANDRIAMANITRA 1-Dia noho ny fananany Andriamanitra lehibe izay tsy nisy toa Azy (and 26-27) Tononkalo nataon’I…..
“Miomana handray ny Mpamonjy” Fanompoampivavahana FJKM Alahady natokana ho fitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Sampana Mpanazava sy Tily SAMPATI manerana ny sahan’ny FJKM . FJKM Atsimon’Imahamasina Alahady 20 Novambra 2022 · Source [“Miomana handray ny Mpamonjy” Fanompoampivavahana FJKM Alahady natokana ho fi…
Samedi 19 Novembre 2022 C’est pour la liberté que Christ nous a affranchis. Demeurez donc fermes, et ne vous laissez pas mettre de nouveau sous le joug de la servitude. Galates 5. 1 Lorsque nous étions encore sans force, Christ, au temps marqué, est mort pour des impies. Romains 5. 6 Placé sous…
APOKALYPSY 16.12-16 1- Ka aza manamafy fo hiady amin’Andriamanitra ( and14) « …mba hanangona azy ho amin’ny andro iray lehiben’Andriamanitra ». Ity…..
Vendredi 18 Novembre 2022 La se trouvait un homme infirme depuis 38 ans. Jésus le vit couché… il lui dit : Veux-tu être guéri ? L’infirme lui répondit : Seigneur, je n’ai personne… Lève-toi, lui dit Jésus, prend ton brancard et marche. Aussitôt cet homme fut guéri. Jean 5. 5-9 Mettez…
ROMANA 13.11-14 Mivonona hiandry an’i Kristy 1-Amin’ny alalan’ny fifohazam-panahy (and11) « ary tokony hanao izany indrindra isika satria fantantsika ny andro…..
Jeudi 17 Novembre 2022 Si je prend les ailes de l’aurore, et que j’aille habiter à l’extrémité de la mer, là aussi ta main me conduira, et ta droite me saisira. Psaume 139. 9, 10 Quelqu’un se tiendra-t-il dans un lieu caché, sans que je le voie ? dit l’Éternel. Ne remplis-je pas, moi, les…
HEBREO 8.7-13 Ny fanekena vaovao nataon’i Kristy 1- Dia tsara tsy misy tsiny N y bokin’ny Hebreo dia anisan’izay miezaka…..