Lahatsoratra tamin’ny octobre 2021

4146 of 46 items

Talata 05 Oktobra 2021 – I Pet 5 : 5 – 9

by Mofon'Aina

 5Toy izany koa ianareo mbola tanora fanahy, maneke ny loholona. Ary ianareo rehetra, samia mitafy fanetrentena ka mifanompoa, fa hoy ny Soratra Masina hoe:«Toherin’Andriamanitra ny mpiavonavonafa omeny fahasoavana kosa ny manetry tena5.5 Ohab 3.3…

Alatsinainy 04 Oktobra 2021 – Sal 116 : 12 – 19

by Mofon'Aina

 12Inona no havaliko ny TOMPOnoho ny soa rehetra nataony tamiko?13Hitondra fanatitra divay aho116.13 fanatitra divay: ho fisaorana an’Andriamanitra izany.ka hanao antso avo ny lazan’ny TOMPO.14Hanefa ny voadiko amin’ny TOMPO ahoeo anatrehan’ny vah…

Alahady 03 Oktobra 2021 – Eks 12 : 21 – 29

by Mofon'Aina

 21Niantso ny loholon’i Israely rehetra i Mosesy ka nanao taminy hoe:–Mandehana ianareo ka makà zanakondry na zanakosy ho an’ny fianakavianareo avy, dia vonoy ho sakafo Paska. 22Makà rantsana hisôpa iray fihina ka atsobohy ao amin’ny ran’ny zanako…

Sabotsy 02 Oktobra 2021 – Kol 1 : 15 – 20

by Mofon'Aina

 15I Kristy dia endrik’ilay Andriamanitra tsy hita. Izy no Zanaka lahimatoa, ambonin’ny voaary rehetra1.15 Ampit Ohab 8.22-26; Jôh 1.1-3.. 16Tao aminy no naharian’Andriamanitra ny zavatra rehetra any an-danitra sy eto an-tany, ny hita sy ny tsy hi…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro