Alatsinainy 17 Jona 2019 – Jak 3 : 11 – 18
11Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy? 12Ny aviavy ve, ry havako, mety hamoa ôliva, na ny voaloboka hamoa aviavy? Koa ny loharano masira tsy mety hanome rano mamy.13Misy hendry sy manan-tsaina ve aminareo? Aoka hasehon…