Lahatsoratra tamin’ny février 2018

3133 of 33 items

Alatsinainy 05 Febroary 2018 – Jao 12 : 44 – 50

by Harivony

44I Jesoa kosa niantso mafy hoe:–Izay mino Ahy, dia tsy Izaho ihany no inoany fa Ilay naniraka Ahy; 45ary izay mahita Ahy, dia mahita Ilay naniraka Ahy. 46Izaho, ilay fahazavana, dia tonga amin’izao tontolo izao, mba tsy hitoetra ao anatin’ny haizina i…

Sabotsy 03 Febroary 2018 – I Pet 3 : 8 – 12

by Harivony

8Farany, aoka hiray saina sy hiray fo ianareo rehetra: mifankatiava toy ny mpiray tampo, mahaiza mifangoraka, manetre tena. 9Aza mamaly ratsy ny ratsy na mamaly ompa ny ompa; aleo kosa mirary soa3.9 Ampit Mt 5.44., satria ianareo efa nantsoin’Andriaman…

Zoma 02 Febroary 2018 – Lio 11 : 27 – 28

by Harivony

27Nony avy nilaza izany i Jesoa, dia nisy vehivavy anankiray teo afovoan’ny vahoaka nanandra-peo nanao taminy hoe:–Sambatra izay reny nitondra Anao tao an-kibony sy nampinono Anao!28Fa hoy i Jesoa:–Vao mainka sambatra aza ireo mihaino ny tenin’Andriama…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro