Mpitandrina RAZAFIARIVONY Charles Oréline zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.

Izy dia mitandrina ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andavamamba Synodamparitany Antananarivo Andrefana SPAA10.

Namaky ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fotoampivahahana FJKM niaraka tamin’ny Birao Mpiandraikitra Foibe BMF-FJKM , ary notontosain’ny Fifandraisana & Fampahalalam-baovao Foibe Fjkm AFIFAB/FTV-FJKM ny Krismasy Alahady 25 Desambra 2022 tao amin’ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andavamamba.