Mpitandrina RANDRIANALIDERA Radoniriana Robin zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina ny Fiangonana FJKM Ambohidrabiby Synodamparitany Iarivo Avaradrano SPIA. Izy dia filohan’ny Sekoly Alahady SPIA.
Mitondra ny 5 minitra Sekoly Alahady tamin’ny fotoampivahahana FJKM notontosain’ny Fifandrasaisana & Fampahalalam-baovao Foibe Fjkm AFIFAB/FTV-FJKM ny Alahady 29 may 2022 tao amin’ny Ivontoerana SPIA.
0 Commentaires