ASAN’NY APOSTOLY 2.1-13

Ny fisehoan’ny Fanahy Masina

Asa mahatalanjona sy mahagaga no nataon’Andriamanitra raha niseho tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina noraisin’ireo Apostoly tamin’ny andro Pentekosta Izy .

1-Ren’ny sofina