2 PETERA 2.4-16

Samy handray ny valin’asany isika

1-Hovonjena ny tsara fanahy

« …fantatry ny Tompo izay hamonjena ny tsara fanahy... »(and9a) .Mialoha ity andininy ity dia hitantsika ny fitanisan’i Petera ireo olona novonjen’Andriamanitra .Noa valo mianaka , navotana sy navahan’Andriamanitra .Asehon’ity Soratra masina ity fa mijery tsara ny ataon’ny olona Andriamanitra ary mamantatra tsara ny fon’ny olona Andriamanitra ary mamantatra tsara ny fon’ny olona izay manompo Azy . Ny fihazonantsika ny fahamarinana sy ny fahamasinana no tanjon’ny Tompo na dia mitaona antsika ho amin’ny faharatsiana aza izao tontolo izao . Tsy miasa jamba rafozana isi ka raha mitoetra ho mahatoky amin’ny fiainantsika amin’ny fahamasinana sy fahamarinana ary ny finoana .

2-Hotehirizina ny olona tsy marina amin’ny fijaliana

« …fantatry ny Tompo izay hitehirizany ny olona tsy marina qmin’ny fijaliana ho amin’ny andro fitsarana  » (and9b)