Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany. Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain’ny Tompo.
Source