Isaorana ny Namorona ny tonony sy ny feony. Falinirina Randrianandrainy .
Mamelombelona ny Fanahy ny hira.
Mihainoa finaritra.
SETELA Faha-30 taona.

 

 

 

Indro ataolotra antsika ny hira fanevan’ny raha 30 taona ny SETELA. Ndao hiara-hihira aray…