Ny Mpitandrina SOLOFOHARISON Désiré Ratefinjanahary dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy no mitondra ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny Herinandro Masina 07 Aprily 2020 niaraka tamin’ny Synodamparitany Iarivo Avaradrano.
0 Commentaires