Ny Mpitandrina RAFIANINANA Andrianororanto Arojaona Rija dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.

Izy dia mitondra ny Fitandremana FJKM Antongompahitra ao amin’ny Synodamparitany  Kristy Fihavanantsika Avaratra Atsinanana (16)