Ny Mpitandrina Hary RAVONIARIMANANA dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina any amin’ny faritra Fianarantsoa.
Ny vadiny izay mpitandrina koa, araka izany zanaky ny fiangonana koa.
Sary tamin’ny “Master 2 en théologie”
0 Commentaires