Ivon’ny Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

12 août 2023 – 13 août 2023

Tanteraka  ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny  ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana  filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray  sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]

Event Details

Fanokafana Faha 120 Taona Fjkm Alatsinainy Bakaro miaraka amin’ny Filoha FJKM Irako ANDRIAMAHAZOA A. Mpitandrina

1 avril 2023 – 2 avril 2023

Natao ny Alahady 2 Aprily 2023 ny fanokafana ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Niarahana tamin’ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi  filohan’ny FJKM niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. sy ny Fiangonana manontolo , notronon’ny Zanaka ampielezana sy ny Kristianina maro. Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany. Fanokafana faha 120 […]

Event Details

Antsampanahy Krismasy Sederan’ny Ziona & Narda Fihobiana

24 décembre 2022 7:00 pm – 11:30 pm

Atsampanahy tontosain'ny STK miaraka amin'ny atokompihira Sederan'ny Ziona sy Narda Fihobiana ny Sabotsy alina 24 Desambra 2022.
Nankinina tamin'ny tenin'i Jesoa Kristy hoe :

" Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza?" -"But who do you say that I am? "-"qui dites-vous que je suis? " Lioka 9.20

Event Details

Fetin’ny Zanaka Ampielezana FJKM Alatsinainy Bakaro

14 août 2022

“…tano mafy izay ananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao .” (APOK 3.11b) “Ho an’izay rehetra malalan’Andriamanitra sady voantso ho masina, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo.” (ROM 1:7) Miantso sy manasa am-pitiavana anao ho tonga aty an-toerana hiara-hiombom-bavaka amin’ny FETIN’NY ZANAKA AMPIELEZANA eto  amin’ny FJKM […]

Event Details

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro