Natao ny Alahady 2 Aprily 2023 ny fanokafana ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro.
Niarahana tamin’ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi filohan’ny FJKM niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. sy ny Fiangonana manontolo , notronon’ny Zanaka ampielezana sy ny Kristianina maro.
Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany.






Fanokafana faha 120 Taona, miaraka amin’ny Filohan’ny FJKM Irako ANDRIAMAHAZOSOA A Mpitandrina
(Sary : N. Razakamanarina / L. Randrianarimalala / R. Sahoby, Horontsary : Vaovao Tv)
0 Commentaires