Fanompoampivavahana FJKM
“Mamerina ho amin’ny fahamarinana ny Tompo”
Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-baovao (AFiFaB FJKM) manerana ny sahan’ny FJKM.
FJKM Andavamamba Kristy Velona SPAA10
Alahady 26 Martsa 2023



Source