Ny Mpitandrina RAFENOHERIJAONA Andriamparany Laurent dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.

Izy dia mitondra ny Fitandremana FJKM Ambohitsoa Synodamparitany Vonizongo Vavolombelona 35.