Ny Mpitandrina RAKOTOARISOA Noro dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.

Izy dia mitondra ny Fitandremana FJKM Masindray Fiorenana ao amin’ny Synodamparitany Antananarivo Atsinanana SPAA12.

Ny vadiny RAKOTOARISOA Raymond koa dia mpitandrina, araka izany zanaky ny fiangonana koa izy.