Ny Mpitandrina RAZAFIARIVONY Charles Oréline dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andavamamba Synodamparitany Antananarivo Andrefana SPAA10.
Sary niaraka tamin’ny Birao Mpiandraikitra Foibe BMF-FJKM , tamin’ny Fotoampivavahana notontosain’ny Fifandraisana & Fampahalalam-baovao Foibe Fjkm AFIFAB/FTV-FJKM ny Krismasy Alahady 25 Desambra 2022 tao amin’ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andavamamba.
Ny vadiny Mamonjiarinaivo Marcellin koa dia mpitandrina, araka izany zanaky ny fiangonana koa izy.
0 Commentaires