Alahady 10 Oktobra 2021 – Mat 26 : 26 – 29

by Mofon'Aina

 26Raha mbola teo am-pisakafoana ry i Jesoa sy ny mpianany, dia nandray mofo i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia notapatapahiny sy nomeny ny mpianany ka nataony hoe:

–Raiso ary hano fa ny tenako ity.

27Avy eo nandray kalisy i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia nomeny ny mpianany ka nataony hoe:

–Isotroinareo rehetra 28fa ny rako ity, dia ilay ra anorenan’Andriamanitra ny fanekempihavanany26.28 Ampit Eks 24.8; Jer 31.31-34. sady alatsaka ho an’ny besinimaro ho famelan-keloka. 29Lazaiko aminareo fa tsy hisotro divay intsony aho mandra-pahatongan’ilay andro hisotroako ny divay vaovao miaraka aminareo any amin’ny Fanjakan’ny Raiko.

Publié dans Non classé

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro