
“Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro.” (Heb.10:25)
Manomboka amin’ny 9 ora maraina ny fanompoam-pivavahana isan’Alahady.
Ny Alahady voalohany sy fahatelo dia misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
Miantso sy manasa am-pitiavana anao ho tonga aty an-toerana hiara-hiombom-bavaka eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakarp
“…miomana hihaona amin’Andriamanitrao .” (Amosa 4.12b)
0 Commentaires