Lahateny nataon’ny Pasteur Émilien RAZAFIARISON

Lahateny nataon’ny Pasteur Émilien RAZAFIARISON . Lahateny Filohan’ny Fikambanan’ny Mpiara-mamaky ny Baiboly. Mitondra ny lahateny mifotra amin’ny 2 Tantara 7:14 izy eto. “Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako no avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny ratsy fanaony, dia hihaino any andanitra Aho ka hamela ny helony ary hanasitrana […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro