PERIKOPA FJKM  2023

Lohahevitra isambolana 2023:

Janoary :  Mpahary izao rehetra izao ny Tompo
Febroary : Ny Fahefan’ny Tenin’Andriamanitra
Martsa : Mamerina ho amin’ny Fahamarinana ny Tompo
Aprily : Ny Herin’ny Fitsanganan’ny Tompo
May : Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina
Jona : Iorenan’ny Fahafahana ny Tompo
Jolay : Hevero ny Fifidianan’ny Tompo
Aogositra : Mijoroa amin’ny Finoana
Septambra : Mitoria ny Teny amin’ny Firenena rehetra
Oktobra : Aoreno ao amin’ny Tompo ny Fianakaviana
Novambra : Tsenao amin’ny fihaviany ny Tompo
Desambra : Ankalazao ny Mpamonjy

( Ny Perikopa manaraka ny isan’alahady sy ny fotoana rehetra dia hita ao amin’ny pejy voalohany /pejy fandraisana)

Perikopa FJKM enimbolana voalohany 2023 :

Perikopa FJKM enimbolana faharoa 2023 :