Ny Mpitandrina RANOROVOLOLONA Yvonne dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.

Izy dia nitondra ny Aumonerie HJRA Ampefiloha Hopitaly Ravoahangy Andrianavalona ao amin’ny Synodamparitany Antananarivo Andrefana SPAA10 talohan’ny nandehanany nisotro ronono.

Sary tamin’ny jobily handehanany hisotro ronono