Ny Mpitandrina RASOFONOMENJANAHARY Jean Claude dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina ny Fiangonana FJKM Isoanangano Vavolombelona SP Antananarivo Atsimo SPAA11.