Antokompihira Sederan'ny Ziona
Hihira ho an'i Jehovah aho satria nanisy soa ahy Izy Sal. 13.6
Ny Antoko Mpihira Sederan'ny Ziona dia mijoro eto amin'ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro .Natao hifampitaizana sy hibeazana mba hitomboana amin’ny fahalalana sy finoana an’i Jesoa Kristy, ary hahafahana manompo sy miasa ho Azy mba ho fijoroana vavolombelona amin’ny sehatry ny hira fiderana.
Amin’ny miara-miombona azy ato amin’ny Fiangonana dia manaja ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM ny Narda-Fihobiana sady manaja ny Fitsipika anatiny eto amin'ny Fiangonana ijoroany ary mankato ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fiangonana .
Zava-kendreny
Ny Sederan'ny Ziona, amin’ny asa ataony dia mikendry :
- Fitoriana ny Filazantsara sy fijoroana ho vavolombelon’i Kristy amin'ny alalan'ny hira.
- Tanjona ny fiderana an'Andriamanitra sy ny asa fitoriana ny Filazantsara an-kira
- Ny hitory ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Sederan'ny Ziona
Filoha: RANDRIAMANANTENASOA Jean Fred
Mpitantsoratra: xxx
Mpitahiry vola: xxx
Mpitantsoratry ny vola: xxx
Mpanolotsaina: xxx
Sederan'ny Ziona

Fandaharam-potoana samihafa
Fotoampivavahana : anjara amin'ny fotoampivavahana isan'alahady
Fameran-kira : xxx
Tetiandro SEDERA
Ireto ny tetiandron'ny Sederan'ny Ziona mandritra ity taona ity.
Asa Fitoriana SEDERA : xxx
Volana Sederan'ny Ziona : Febroary
Krismasy tarihin'ny Sedera: xxx
Fety sy fankalazana samihafa
Fotoan-dehibe Fiangonana : Alahady 13 Aogositra 2023