Ny Sampana Fifohazana , afohezina hoe SAFIF, dia Sampana iray miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro. Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .

Zava-kendreny

Ny Sampana Fifohazana FJKM dia :

  • Mitory ny Filazantsara, mamoaka demonia, mametra-tanana, manasitrana marary ( Mar.16,15-20 ).
  • Mampandroso ny Fiangonana (IKor.14,12).
  • Mitady ny fampiraisana (Jao.17,21).
  • Miaina ny fifankatiavana (Jao.13,34-35)»

Biraon’ny Sampana Fifohazana

Filoha : RAZAFINDRAKETAKA Elyse

Mpitantsoratra : xxx

Mpitahiry vola : xxx

Fandaharam-potoana samihafa

Fotoana SAFIF :  asa fampaherezana

Sampana Fifohazana (sary...)

Birao SAFIF (sary...)

Tetiandro SAFIF

Ireto ny tetiandron'ny SAFIF mandritra ity taona  ity.

Volana SAFIF : Oktobra

Fety sy fankalazana samihafa

Fotoan-dehibe Fiangonana :  13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona

SAFIF Foibe FJKM : xxx