Ny Sampana Mpanazava & Tily , afohezina hoe SAMPATI, dia Sampana miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro.
Ny fitsipika mifehy ny SaMpaTi RINDRAMBATO 163e dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .
Zava-kendreny
Ny zava-kendren’ny SAMPATI FJKM dia ny hahatonga ny ankizy sy ny tanora beazina ao aminy ho tia an’Andriamanitra sy hahalala Azy ao amin’i Jesoa Kristy, ka ho vonona hiasa ho an’ny tanindrazana sy ny mpiara-belona aminy ao anatin’ny fifehezan-tena sy fanarahana ireo fitsipika mifehy ny fikambanana voalaza ao.
Biraon’ny Sampana Mpanazava & Tily Rindrambato 163e
Filoha : ANDRIATSOHARINIVO Haingoniaina
Filoha mpanampy : RAVAOARIMALALA Fanjalalaina
Mpitantsoratry ny vola : RAHARILAHATRA Marie Hasina
Mpitahiry vola : RAHARO Andriamanjaraniaina Manoa
Mpanolotsaina : RAZANAMANJAKA Espérance
Fandaharam-potoana samihafa
Fotoana SAMPATI : Lasy Mpanazava / Tily
Fankalazana an' Andriamanitra noho ny JOBILY faha 25 Taona niorenan'ny SaMpaTi RINDRAMBATO 163e 1998-2023.
▶️ Fanokafana ny Alahady 21Mai 2023
▶️ Ivon'ny Fakalazana ny Alahady 19 Novambra 2023.
Komitim-Pivondronana KP Mpanazava & Tily - SaMpaTi 163e

Mpanazava & Tily - SaMpaTi

Ireo Mpanazava - Mpiandraikitra

Mpanazava & Tily , Voronkely ... SaMpaTi

Tetiandro SaMpaTi
Ireto ny tetiandron'ny SAMPATI mandritra ity taona ity.
Fankalazana an' Andriamanitra noho ny JOBILY faha 25 Taona niorenan'ny SaMpaTi RINDRAMBATO 163e 1998-2023.
▶️ Fanokafana ny Alahady 21Mai 2023
▶️ Ivon'ny Fakalazana ny Alahady 19 Novambra 2023.
Volana SAMPATI : Novambra
Fety sy fankalazana samihafa
Fotoan-dehibe Fiangonana : 13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona
SAMPATI Foibe FJKM : ---