Ny Mpitandrina Hary Miarana SoaTahiana ANDRIANIRINA dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina ny FJKM Avarabohitra ao amin’ny Synodamparintany Atsimon’Iarivo Miray SPAIM15.
Dokotera amperin’asa izy no nanaiky ka namaly ny antson’ny Tompo hahampitandrina araka ny nambarany hoe :
“…ny eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy…”
.
0 Commentaires