Ny Mpitandrina RANDRIANALIDERA Radoniriana Robin dia zanaky ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro.
Izy dia mitandrina ny Fiangonana FJKM Ambohidrabiby Synodamparitany Iarivo Avaradrano SPIA.
Sary tamin’ny fanohanana ampahibemaso ny lahatsoratra famaranana ahazoana ny mari-pahaizana Maitrise en Theologie mitondra ny lohahevitra :
“Haikanto ny toriteny” araka an’i RADO na i G.ANDRIAMANANTENA.
0 Commentaires