Jobily Faha 120 taona

Ny sary famantarana sy Teny Faneva ny Jobily .

Tsangambato Jobily

Fanaovana ny valin-tafon'ny Tranovato Ziona vaovao Alatsinainy Bakaro

Komitin'ny Jobily

Filoha: RAZAFINDRATSIMA Njoaridaoro A.

Filoha mpanampy: RASOLONJATATOVO Jean.

Mpitahiry vola:  Heritiana ----.

Mpitantsoratra : Meva --- , sy Me RALAIARISOA Dimy .

Mpanolotsaina: Zakaniana RARIVONJANAHARY, Rado RAFIANANA, Solo ---, Hery ---

Solfa Hira Jobily faha 120 taona

Ny hira famantarana ny Jobily .


Hira Faneva faha 120 Taona

Fandaharam-potoana Fankalazana

Fotoampivavahana fanokafana  : Alahady 2 Aprily 2023

Ivon'ny fankalazana : Alahady 13 Aogositra 2023

Famaranana ny fankalazana : Alahady 26 Novambra 2023

Tetiandro Jobily faha 120

Ireto ny tetiandron'ny fankalazana ny Jobily faha 120 taona  mandritra ity taona ity.

Fanokafana ny fankalazana: Alahady 2 Aprily 2023

Ivon'ny fankalazana:  Alahady 13 Aogositra 2023

Famaranana ny fankalazana: Alahady 26 Novambra 2023

Fety sy fankalazana samihafa

Fotoan-dehibe Fiangonana : Alahady 13 Aogositra 2023 Ivon'ny Fankalazana